Matio 24:43 - DIEM PROTESTANTA43 Izao no ataovy ao an-tsaina: raha fantatry ny tompon-trano ny vanim-potoana hiavian’ny mpangalatra amin’ny alina, dia ho niambina izy ary tsy ho namela ny tranony hotamîna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 Nefa aoka ho fantatrareo izao: Raha fantatry ny tompon-trano ny fotoam-piambenana amin’ny alina izay hahatongavan’ny mpangalatra dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hovakina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Izao no ataovy ao an-tsaina: raha fantatry ny tompon-trano ny vanim-potoana hiavian’ny mpangalatra amin’ny alina, dia ho niambina izy ary tsy ho namela ny tranony hotamîna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika43 Hevero tsara fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hiavian’ny mpangalatra, dia hiambina izy fa tsy havelany hotamìna ny tranony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 Nefa aoka ho fantatrareo izao: Raha fantatry ny tompon-trano ny fiambenana amin’ny alina izay hihavian’ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina. Jereo ny tokoMalagasy Bible43 Nefa aoka ho fantatrareo izao: Raha fantatry ny tompon-trano ny fiambenana amin'ny alina izay hihavian'ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina. Jereo ny toko |