Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 24:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Amin’izany, hisy roa lahy tafaraka eny an-tsaha; ka ny iray halaina, ny iray havela;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ary amin’izany dia hisy roa lahy any an-tsaha; ny iray dia horaisina ary ny iray dia havela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Amin’izany, hisy roa lahy tafaraka eny an-tsaha; ka ny iray halaina, ny iray havela;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Amin’izany, amin’ny olona roa lahy izay ho sendra eny an-tsaha, dia horaisina ny iray, ary havela ny iray;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ary amin’izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ary amin'izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 24:40
8 Rohy Ifampitohizana  

ary tsy nanampo na inona na inona ny olona mandra-pahatongan’ny safodrano izay nandringana azy rehetra. Dia ho tahaka izany koa ny fiavian’ny Zanak’olona.


hisy roa vavy miara-mikoso-bary: ka ny iray halaina, ny iray havela.


Iza moa no nanondrotra anao ho ambonin’ny sasany? Inona no anananao ka tsy noraisinao tamin’Andriamanitra? Ary raha nandray tamin’Andriamanitra ianao, nahoana no dia mirehareha hoatra ny tsy nandray?


Izao tontolo izao koa fahiny dia tsy namindran’Andriamanitra fo, satria henika olona ratsy fanahy, ka nataony tonga teo amin’izao tontolo izao ny safodrano; i Noà valo mianaka ihany no narovan’Andriamanitra, noho i Noà mpitory ny fahamarinana soritan’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra