Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Matio 19:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Tamin’izay dia nisy ankizy madinika maro nentin’ny olona teo amin’i Jesoa hametrahany tanana sy hivavahany. Notenenin’ny mpianatra mafy ireo olona ireo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Tamin’izany, nisy zazakely noentina teo amin’i Jesosy mba hametrahany tanana sy hoentiny am-bavaka; saingy ny mpianany dia niteny mafy ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Tamin’izay dia nisy ankizy madinika maro nentin’ny olona teo amin’i Jesoa hametrahany tanana sy hivavahany. Notenenin’ny mpianatra mafy ireo olona ireo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Tamin’izay dia nisy zazakely maromaro nentina teo aminy, mba hametrahany tanana sy hivavahany ho azy; fa noraran’ny mpianany mafy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ARY tamin’izany dia nisy zazakely nentina teo amin’i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary tamin'izany dia nisy zazakely nentina teo amin'i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 19:13
15 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’izany zavatra izany, dia nisy nilaza tamin’i Jôsefa fa marary ny rainy. Dia nentin’i Jôsefa niaraka taminy ny zanany roa lahy, dia i Manase sy i Efraîma.


Hataoko iray fo sy iray hevitra izy mba hanaja Ahy hatrany hatrany, hahasoa azy sy ny taranany mandimby azy.


Fa i Petera kosa nitondra an’i Jesoa hihataka kely sady niteny Azy mafy hoe: –Sanatria aminao izany, ry Tompo! Tsy hihatra aminao velively izany!


Eny, misy olona tsy hanambady noho ny antony samihafa: ao ny tsy manambady, satria manan-kilema hatrany an-kibon-dreniny; ao ny tsy manambady, satria noterena hahazo takaitra; ary ao ny tsy manambady an-tsitrapo noho ny Fanjakàn’ny lanitra. Izay afa-mandray izany, aoka handray!


Norahonan’ny vahoaka izy roa lahy hangina, kanefa vao mainka koa niantsoantso mafy hoe: –Ry Tompo, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo aminay!


Fa ny fanomezana nampanantenain’Andriamanitra dia ho anareo sy ny zanakareo, ary ho an’ireo rehetra any lavitra any, na iza na iza hantsoin’ny Tompo Andriamanitsika hanatona Azy.


Fa ny lahy tsy mpino dia atokan’Andriamanitra ho Azy, noho ny vadiny kristianina; ary ny vavy tsy mpino dia atokan’Andriamanitra ho Azy, noho ny vadiny kristianina. Raha tsy izany, dia ho tsy mpino ny zanak’izy roa, kanefa izao dia voatokana ho an’Andriamanitra.


Ary rehefa nisara-nono ny zaza, dia nentiny nankany an-tranon’ny TOMPO tao Silao, na dia mbola vao mena vava aza. Ireto no nentin’izy mivady niaraka tamin’ny zaza: vantotr’ombilahy telo taona sy lafarinina iray gony ary divay eran’ny siny hoditra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra