Matio 14:12 - DIEM PROTESTANTA12 Tonga kosa ny mpianatr’i Jôhany, ka naka ny faty sy nandevina azy, ary lasa nilaza tamin’i Jesoa ny zava-nitranga. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary tonga ny mpianatr’i Jaona ka naka ny fatiny dia nandevina azy; avy eo dia lasa izy ireo nilaza izany tamin’i Jesosy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Tonga kosa ny mpianatr’i Jôhany, ka naka ny faty sy nandevina azy, ary lasa nilaza tamin’i Jesoa ny zava-nitranga. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Nalain’ny mpianatr’i Joany kosa ny faty dia naleviny, vao lasa izy nilaza izany tamin’i Jesoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary avy ny mpianany, dia naka ny faty ka nandevina azy; ary dia lasa izy ka nilaza tamin’i Jesosy. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary avy ny mpianany, dia naka ny faty ka nandevina azy; ary dia lasa izy ka nilaza tamin'i Jesosy. Jereo ny toko |