Matio 14:11 - DIEM PROTESTANTA11 Dia nentina an-dovia ny lohan’i Jôhany; ka nomena an-drazazavavy, ary nentina tany amin-dreniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Dia noentina teo ambony lovia ny lohan’i Jaona ka nomena ilay zazavavy; ary izy kosa dia nitondra izany ho ao amin’ny reniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Dia nentina an-dovia ny lohan’i Jôhany; ka nomena an-drazazavavy, ary nentina tany amin-dreniny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Dia nentina tamin’ny lovia ny lohany, ka nomena an-drazazavavy, ary nentiny tany amin-dreniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Dia nentina an-dovia ny lohany ka nomena ilay zazavavy; ary izy nitondra azy ho ao amin-dreniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Dia nentina an-dovia ny lohany ka nomena ilay zazavavy; ary izy nitondra azy ho ao amin-dreniny. Jereo ny toko |