Matio 13:28 - DIEM PROTESTANTA28 Dia novaliany hoe: «Fahavalo no nanao izany!» Ary hoy ny mpanompony taminy: «Koa tianao ve ny handehananay hanaisotra ny tsimparifary?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Fahavalo no nahavita izany. Ary hoy ireo mpanompony taminy: Koa tianao va ny handehananay hanongotra azy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia novaliany hoe: «Fahavalo no nanao izany!» Ary hoy ny mpanompony taminy: «Koa tianao ve ny handehananay hanaisotra ny tsimparifary?» Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Ny fahavaloko no nanao izany, hoy ny navaliny. Tianao va ny handehananay hiava azy? hoy ireo mpanompony taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va ny handehananay hanongotra sy hanangona azy? Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy? Jereo ny toko |