Matio 13:18 - DIEM PROTESTANTA18 –Ianareo kosa, henoy àry ny hevitr’ilay fanoharana ny amin’ny mpamafy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Fa ianareo kosa, henoy ny fanoharana ny amin’ny mpamafy: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 –Ianareo kosa, henoy àry ny hevitr’ilay fanoharana ny amin’ny mpamafy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 Koa henoy àry ny hevitry fanoharana ny amin’ny mpamafy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Koa amin’izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin’ny mpamafy: Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Koa amin'izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin'ny mpamafy: Jereo ny toko |