Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Marka 6:50 - DIEM PROTESTANTA

50 Samy nahatazana an’i Jesoa izy rehetra ka raiki-tahotra. Avy hatrany dia niteny taminy anefa i Jesoa ka nanao hoe: –Matokia, fa Izaho ity. Aoka izay ny tahotra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

50 satria izy rehetra dia samy nahita Azy avokoa ka raiki-tahotra. Ary niteny tamin’izy ireo niaraka amin’izay Izy hoe: Matokia! Izaho ihany ity, aza matahotra!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

50 Samy nahatazana an’i Jesoa izy rehetra ka raiki-tahotra. Avy hatrany dia niteny taminy anefa i Jesoa ka nanao hoe: –Matokia, fa Izaho ity. Aoka izay ny tahotra!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

50 fa nahita Azy avokoa izy rehetra ka raiki-tahotra erỳ. Niaraka tamin’izay dia niteny taminy Izy nanao hoe: «Matokia, fa Izaho ihany, ka aza matahotra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

50 Fa izy rehetra samy nahita Azy avokoa, ka dia raiki-tahotra. Ary izy niteny taminy niaraka tamin’izay ka nanao taminy hoe: Matokia, fa Izaho ihany; aza matahotra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

50 Fa izy rehetra samy nahita Azy avokoa, ka dia raiki-tahotra. Ary Izy niteny taminy niaraka tamin'izay ka nanao taminy hoe: Matokia, fa Izaho ihany; aza matahotra.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:50
7 Rohy Ifampitohizana  

Raha mamakivaky ny rano ianao, dia homba anao Aho; raha miampita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao ireny; raha mandeha eo anivon’ny afo ianao, dia tsy ho may akory fa tsy handoro anao ny lelafo.


Avy hatrany anefa dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Mahereza, fa Izaho ity; aoka izay ny tahotra!


Ary indro nisy lehilahy malemy nilamaka am-pandriana, nentin’olona teo aminy. Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona, ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Mahereza, anaka; voavela ny helokao!


Nahatazana an’i Jesoa nandeha teny ambony rano ireo mpianatra ary nihevitra Azy ho matoatoa, ka niantsoantso mafy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra