Marka 15:37 - DIEM PROTESTANTA37 Fa i Jesoa kosa niantso tamin’ny feo mahery, dia niala aina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Jesosy anefa niantso tamin’ny feo mahery dia afaka ny ainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Fa i Jesoa kosa niantso tamin’ny feo mahery, dia niala aina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika37 Fa niantso mafy i Jesoa, dia niala aina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary Jesosy niantso tamin’ny feo mahery, dia afaka ny ainy. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary Jesosy niantso tamin'ny feo mahery, dia afaka ny ainy. Jereo ny toko |