Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Marka 15:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Ny sasany tamin’ireo olona nijanona teo, raha nandre izany, dia niteny hoe: –Indro fa niantso an’i Elià ny anao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Ary ny sasany tamin’ireo izay nanatrika teo raha nandre izany dia niteny hoe: Indro, miantso an’i Elia Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ny sasany tamin’ireo olona nijanona teo, raha nandre izany, dia niteny hoe: –Indro fa niantso an’i Elià ny anao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Nony nandre izany ny sasany tamin’izay teo, dia nanao hoe: «Indro miantso an’i Elia Izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary ny sasany izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Indro, miantso an’i Elia Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary ny sasany izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Indro, miantso an'i Elia Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:35
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary tamin’ny telo tolakandro i Jesoa dia niantso tamin’ny feo mahery nanao hoe: –Elôỳ, Elôỳ, lemà sabaktàny? (izany hoe raha adika: «Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia nilaozanao Aho?»)


Tamin’izay dia nisy olona anankiray nihazakazaka nanatsoboka spaonjy tao anaty vinaingitra; dia notohiziny volotara ilay spaonjy ka natohony an’i Jesoa mba hotsentsefiny, sady hoy izy: –Avelao hoe hojerentsika raha ho avy hampidina Azy tokoa i Elià!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra