Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Marka 14:60 - DIEM PROTESTANTA

60 Dia nitsangana nankeo afovoan’ny mpivory ny mpisorombe ary nanontany an’i Jesoa hoe: –Tsy mamaly akory ve Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

60 Dia nitsangana ny Mpisoronabe ka nankeo afovoany nanontany an’i Jesosy hoe: Tsy manan-kavaly va Ianao? Inona no iampangan’ireto Anao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

60 Dia nitsangana nankeo afovoan’ny mpivory ny mpisorombe ary nanontany an’i Jesoa hoe: –Tsy mamaly akory ve Ianao? Inona no iampangan’ireo Anao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

60 Dia nitsangana teo afovoan’izy rehetra ny lehiben’ny mpisorona, ka nanontany an’i Jesoa hoe: «Nahoana no tsy valianao izany fiampangan’ireo Anao izany?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

60 Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an’i Jesosy ka nanao hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan’ireto Anao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

60 Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an'i Jesosy ka nanao hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan'ireto Anao?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:60
5 Rohy Ifampitohizana  

Fa tsy nifanaraka akory ny filàzan’ireo mpiampanga na dia tamin’izany aza.


Fa nangina i Jesoa ary tsy namaly akory. Dia nanontany Azy indray ny mpisorombe nanao hoe: –Ianao ve no Kristy, Zanak’ilay Andriamanitra ankalazaintsika lalandava?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra