Marka 12:31 - DIEM PROTESTANTA31 Ary izao no faharoa: «Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao.» Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Ary ny faharoa dia izao: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ary izao no faharoa: «Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao.» Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Ary ity no faharoa mitovy aminy ihany koa: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. Tsy misy didy lehibe mihoatra noho ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary ny faharoa dia izao: ,,Tiava ny namanao tahaka ny tenanao’’ (Lev. 19.18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. Jereo ny toko |