Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 8:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Tahaka ny efa natao androany no voadidin’ny TOMPO hatao, mba hahazoanareo famelan-keloka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Tahaka ny efa natao androany no nandidian’NY TOMPO hatao mba hanaovana fanavotana ho anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Tahaka ny efa natao androany no voadidin’ny TOMPO hatao, mba hahazoanareo famelan-keloka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Izao atao anio izao, dia nodidian’i Iaveh hatao mandritra ny hafitoana hanaovana ny fanonerana ho anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Tahaka ny efa natao androany no nandidian’i Jehovah hatao, hanaovana fanavotana ho anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Tahaka ny efa natao androany no nandidian'i Jehovah hatao, hanaovana fanavotana ho anareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 8:34
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ianareo mandritra ny fito andro, izany hoe mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo, satria haharitra fito andro ny fanokanana anareo.


Eny, hitoetra fito andro aman’alina eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ianareo. Avy eo dia hanao ny fanompoana ny Tompo ianareo kanefa tsy ho faty. Izany no didy nomen’ny TOMPO ahy.


Tsy lalàna amam-pitsipika araka ny fomban’olombelona no nahatonga Azy ho Mpisorona, fa herim-piainana tsy manam-pahataperana;


Tsy mba tahaka ireo mpisorombe hafa Izy, ka tsy mila hanolotra sorona isan’andro ho fanalana ny fahotan’ny tenany aloha, vao ny an’ny vahoaka. Indray mandeha monja no nanoloran’i Jesoa sorona, dia tamin’ny nanolorany ny tenany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra