Levitikosy 8:32 - DIEM PROTESTANTA32 Izay sisa tsy lany amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Izay sisa amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Izay sisa tsy lany amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika32 Ary dory amin’ny afo izay sisa tsy lany amin’ny hena sy ny mofo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary izay sisa amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary izay sisa amin'ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin'ny afo. Jereo ny toko |