Levitikosy 6:10 - DIEM PROTESTANTA10 Tsy hasiana leviora no hanendasana azy; satria izany anjara omeko ny mpisorona izany, dia ambin’ilay fanatitra nolevonina tamin’ny afo ho Ahy. Zava-masina dia masina izany, tahaka ny amin’ny sorona fanalana ny ota sy tahaka ny ambin’ny sorom-panonerana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Tsy hasiana masirasira izany rehefa hendasina fa efa nomeko ho anjarany avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho Ahy. Zavatra tena masina izany, tahaka ny fanatitra fanadiovana sy tahaka ny fanati-panonerana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Tsy hasiana leviora no hanendasana azy; satria izany anjara omeko ny mpisorona izany, dia ambin’ilay fanatitra nolevonina tamin’ny afo ho Ahy. Zava-masina dia masina izany, tahaka ny amin’ny sorona fanalana ny ota sy tahaka ny ambin’ny sorom-panonerana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Tsy handrahoina amin’ny lalivay izany. Izany no anjarany natokako ho azy, avy amin’ny fanatitra hodorana amin’ny afo ho Ahy. Zava-masina dia masina izany, toy ny sorona noho ny ota sy ny sorona fanonerana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Tsy hasiana masirasira izany raha hendasina; fa efa nomeko ho anjarany avy amin’ny fanatitra atao amin’ny afo ho Ahy izany; masina dia masina izany tahaka ny fanatitra noho ny ota sy tahaka ny fanati-panonerana. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Tsy hasiana masirasira izany raha hendasina; fa efa nomeko ho anjarany avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho Ahy izany; masina dia masina izany tahaka ny fanatitra noho ny ota sy tahaka ny fanati-panonerana. Jereo ny toko |
Ary rehefa hivoaka hankany amin’ny kianja ivelany izay misy ny sarambabem-bahoaka izy, dia hoesoriny ireo fanamiana nanaovany teo am-panatanterahana ny asany ka hapetrany ao amin’ny efitrano voatokana, ary hiakanjo fitafiana hafa izy; izany no tsy hampahitany loza ny vahoaka amin’ireny fanamiany ireny.
Akanjo lava voatokana, vita amin’ny kiran-drongony fotsy, no hanaovany; kalisaonina, vita amin’ny kiran-drongony fotsy, no hataony manolo-koditra; fehikibo, vita amin’ny kiran-drongony fotsy, no hietrany; ary fehiloha, vita amin’ny kiran-drongony fotsy, no hisatrohany: samy fanamiana voatokana ireo ka rehefa avy nandro i Aharôna vao hitafy azy.