Levitikosy 4:25 - DIEM PROTESTANTA25 Hangalan’ny mpisorona amin’ny fanondrony ny ran’ilay osilahy ka hatentiny eo amin’ny tandroky ny alitara fanaovan-tsorona dorana; ary ny ra sisa dia haidiny eo am-pototr’io alitara io ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Hakan’ny mpisorona amin’ny fanondrony ny ran’ny fanatitra fanadiovana ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo; ny ra sisa kosa dia haidiny eo an-tongotry ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Hangalan’ny mpisorona amin’ny fanondrony ny ran’ilay osilahy ka hatentiny eo amin’ny tandroky ny alitara fanaovan-tsorona dorana; ary ny ra sisa dia haidiny eo am-pototr’io alitara io ihany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Ny mpisorona haka amin’ny rantsan-tanany amin’ny ran’ny sorona noho ny ota, dia hanentina amin’izany ny tandroky ny ôtely fanaovan-tsorona dorana, sy hanidina ny ra eo an-tongotr’io ôtely io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary hangalan’ny mpisorona amin’ny fanondrony ny ran’ny fanatitra noho ny ota ka hatentiny eo amin’ny tandroky ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, ary ny ra sisa dia haidiny eo am-bodin’ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana; Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary hangalan'ny mpisorona amin'ny fanondrony ny ran'ny fanatitra noho ny ota ka hatentiny eo amin'ny tandroky ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, ary ny rà sisa dia haidiny eo am-bodin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana; Jereo ny toko |
Hotentenany ra koa ny tandroky ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra, alitara izay ao anatin’ny Tranolay fihaonana; ary ny ra sisa rehetra, avy amin’ilay ombilahy, dia haidiny eo am-pototry ny alitara fanaovan-tsorona dorana, alitara izay eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana.
Novonoin’i Mosesy io ary nangalany ny ra ka notentenany tamin’ny fanondro ny tandroky ny alitara mba ho fanadiovana ny alitara manontolo; ary ny ra sisa dia naidiny teo am-pototry ny alitara: toy izany no nanokanan’i Mosesy ny alitara mba hahazoana manao fombam-pivavahana famelan-keloka eo amboniny.