Levitikosy 4:23 - DIEM PROTESTANTA23 Vantany vao fantatr’ilay manampahefana ny ota vitany, dia osilahy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 raha misy olona mampahafantatra azy ny fahotana nataony, dia hitondra osilahy iray tsy misy kilema ho fanatiny izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Vantany vao fantatr’ilay manampahefana ny ota vitany, dia osilahy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 rehefa fantany ny fahotana nataony, dia osilahy tsy misy kilema no fanatitra hoentiny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osilahy tsy misy kilema ho fanatiny izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible23 ary misy mampahafantatra azy ny fahotany izay nataony, dia hitondra osilahy tsy misy kilema ho fanatiny izy; Jereo ny toko |
Raha tsy nahy no nanotan’ny fiangonana ka tsy fantany, dia hanolotra amiko TOMPO ombilahy iray ny fiangonana tsivakivolo ho sorona dorana manontolo izay hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY; hampombaina izany ny fanatitra lafarinina sy divay, araka ny fanao, ary koa osilahy iray ho sorona fanalana ny ota.