Levitikosy 27:8 - DIEM PROTESTANTA8 «Raha mahantra kosa ilay olona nivoady ka tsy mahaloa izay vola voatombanao haloany, dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona ilay olona natokana ho an’ny Tompo; araka izay fari-pananan’ilay nivoady no hanombanan’ny mpisorona ny vola haloa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Raha mahantra kosa izy ka tsy mahaloa izay hataonao ho tombany dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona izy ary ny mpisorona dia hanombana azy. Araka izay takatry ny ananan’ilay nivoady no hanombanan’ny mpisorona azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 «Raha mahantra kosa ilay olona nivoady ka tsy mahaloa izay vola voatombanao haloany, dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona ilay olona natokana ho an’ny Tompo; araka izay fari-pananan’ilay nivoady no hanombanan’ny mpisorona ny vola haloa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Raha mahantra loatra izay olona mivoady ka tsy mahaloa ny tombana nataonao, dia hoentina mankeo amin’ny mpisorona izay hanombana azy izy, ka dia hoferan’ny mpisorona araka ny teo-pananan’ny olona nivoady ny tombany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary raha malahelo kosa izy ka tsy mahaloa izay hataonao ho tombany, dia ho entina eo anatrehan’ny mpisorona izy, ary ny mpisorona hanombana azy; araka izay takatry ny ananan’ilay nivoady no hanombanan’ny mpisorona azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary raha malahelo kosa izy ka tsy mahaloa izay hataonao ho tombany, dia ho entina eo anatrehan'ny mpisorona izy, ary ny mpisorona hanombana azy; araka izay takatry ny ananan'ilay nivoady no hanombanan'ny mpisorona azy. Jereo ny toko |
Raha tsy tratry ny fananan-dravehivavy ny zanakondry anankiray, dia hitondra domohina na voromahailala anankiroa izy: ny anankiray hatao sorona dorana manontolo, ny anankiray kosa hatao sorona fanalana ny ota. Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay vehivavy ny fombam-pivavahana fanadiovana, dia hadio izy.