Levitikosy 27:14 - DIEM PROTESTANTA14 «Raha trano no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, dia hotombanan’ny mpisorona ny vidin’ilay trano araka ny hatsàrany na haràtsiny, dia izay tombam-bidy nataony no harahina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Raha misy olona manamasina ny tranony ho an’NY TOMPO dia hotombanan’ny mpisorona ny trano, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 «Raha trano no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, dia hotombanan’ny mpisorona ny vidin’ilay trano araka ny hatsàrany na haràtsiny, dia izay tombam-bidy nataony no harahina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 «Raha misy olona manamasina ny tranony, manokana azy ho an’i Iaveh, dia hotombanan’ny mpisorona araka ny hatsarany na ny haratsiany ny trano, ka izay tombany ataon’ny mpisorona no harahina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary raha misy olona manamasina ny tranony ho an’i Jehovah, dia hotombanan’ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary raha misy olona manamasina ny tranony ho an'i Jehovah, dia hotombanan'ny mpisorona ny trano, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataon'ny mpisorona tombany no izy. Jereo ny toko |