Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 24:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Dia nambenana io zanakalahin’i Selômita io, mandra-paneho mazava ny baikon’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 dia nambenana izy, mandra-pahafantatra izay ho didin’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Dia nambenana io zanakalahin’i Selômita io, mandra-paneho mazava ny baikon’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 ka nambenan’ny olona izy mandra-pilaza amin’izy ireo ny tenin’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 ary nambenany izy, mandra-paha-fantany izay ho didin’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 ary nambenany izy, mandra-paha-fantany izay ho didin'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 24:12
7 Rohy Ifampitohizana  

Raha ataonao izany zavatra izany, ka izay no andidian’Andriamanitra anao, dia tsy ho reraka ianao; ary ny olona koa dia ho afaka mody any aminy vita fihavanana.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO nanao hoe:


Dia nambenana tsara izy satria tsy mbola tapaka izay sazy hampiharina aminy.


Nentin’i Mosesy teo amin’ny TOMPO ny fitarainan’izy dimy mirahavavy.


Fa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: –Andraso aloha mandra-pahafantatro izay andidian’ny TOMPO ny momba anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra