Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 21:7 - DIEM PROTESTANTA

7 «Aoka ny mpisorona tsy hanambady vehivavy mpijangajanga na novetaina na efa nariam-badiny, noho izy voatokana hanompo Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Aoka izy tsy hanambady izay vehivavy mpijangajanga na izay voaloto, ary aoka tsy hanambady vehivavy izay efa nisaoran’ny lahy; fa masina ho an’Andriamaniny ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 «Aoka ny mpisorona tsy hanambady vehivavy mpijangajanga na novetaina na efa nariam-badiny, noho izy voatokana hanompo Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Tsy hanambady vehivavy janga na efa afa-baraka izy; tsy hanambady vehivavy efa voasaotran’ny lahy, fa masina ho an’ny Andriamaniny ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Aoka tsy hanambady izay vehivavy mpijangajanga ka voaloto izy, ary aoka tsy hanambady vehivavy izay efa nisaoran’ny lahy; fa masina ho an’Andriamaniny ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Aoka tsy hanambady izay vehivavy mpijangajanga ka voaloto izy, ary aoka tsy hanambady vehivavy izay efa nisaoran'ny lahy; fa masina ho an'Andriamaniny ny mpisorona.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 21:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Nony afaka telo volana, dia nisy nitantara tamin’i Joda hoe: –Nivaro-tena i Tamara vinantovavinao, ka indro bevohòka izy! Dia hoy ny baikon’i Joda hoe: –Avoahy izy hodorana velona.


Izao no fanontaniana ataon’ny TOMPO: «Aiza izay taratasy fisaoram-bady manaporofo fa noroahiko i Jerosalema reninareo? Sa iza no nivarotako anareo ho andevo mba ho fanefana ny trosako aminy? Indro ny helokareo ihany no nivarotana anareo ary ny fikomianareo ihany no nandroahana an-dreninareo.


Ny mpisorona dia tsy hanambady vehivavy maty vady na nisara-bady, fa zatovovavy israelita ihany no halainy ho vady na koa vehivavy mpitondratena navelan’ny mpisorona.


Ianareo Israelita kosa dia aoka hihevitra ny mpisorona ho olona voatokana, satria ny sakafo aroso ho Ahy Andriamanitrareo no atolony. Eny, aminareo ny mpisorona dia ho olona voatokana; satria Izaho TOMPO, Izay nanokana anareo Israelita ho vahoakako, dia masina.


Tokony ho maotina toy izany koa ny vehivavy, ka tsy ho mpanendrikendrika fa hahafehy tena ary mahatoky amin’ny zavatra rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra