Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 15:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Izay mipetraka amina zavatra nipetrahan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Izay mipetraka amin’ny zavatra izay efa nipetrahan’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Izay mipetraka amina zavatra nipetrahan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Izay mipetraka amin’ny zavatra nipetrahan’ny olona mitsîka, dia hanasa ny fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary izay mipetraka amin’ny zavatra izay efa nipetrahan’ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary izay mipetraka amin'ny zavatra izay efa nipetrahan'ny marary mitsika dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 15:6
6 Rohy Ifampitohizana  

Koa misasà ary midiova ianareo; esory tsy ho hitako intsony ny asa ratsy fanaonareo, atsaharo ny manao ratsy.


«Ireto biby hotanisaina manaraka ireto koa dia hahaloto anareo. Na zovy na zovy mikasika ny fatin’ireo, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;


Izay olona mikasika io farafara nandriany io dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Izay mahakasika ny tenan’ilay lehilahy mitsika dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Izay zavatra rehetra voakasiky ny olona maloto dia haloto; ary izay olona mikasika azy koa dia haloto mandra-paharivan’ny andro.»


Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy. Sasao ny tananareo, ry mpanota; ary diovy ny fonareo, ry mpiroa fo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra