Levitikosy 14:7 - DIEM PROTESTANTA7 Dia hofafazana impito amin’izany ra izany ilay diovina ho afaka amin’ny aretin-kodiny, ka hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay olona; ary halefany hisidina any an-tsaha ilay vorona velona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin’ny habokany ka hambarany fa madio izy ary halefany any an-tsaha ilay vorona velona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Dia hofafazana impito amin’izany ra izany ilay diovina ho afaka amin’ny aretin-kodiny, ka hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay olona; ary halefany hisidina any an-tsaha ilay vorona velona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 ka fafazany amin’izany impito ilay hodiovina amin’ny habokany, dia holazainy hoe madio izy, ary halefany ho any an-tsaha ilay vorona velona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin’ny hakobany ka hataony hoe madio, ary halefany ny vorona velona. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia hofafazany impito ilay hodiovina ho afaka amin'ny habokany ka hataony hoe madio, ary halefany ny vorona velona. Jereo ny toko |
Fito taona impitopolo no voatendry ho an’ny firenenao ary ho an’ilay tanànanao masina; ilaina izany mba hampijanona ny heloka bevava sy hampitsaharana ny ota, mba hamelàna ny fahadisoana sy hisehoan’ny fahamarinana mandrakizay ary mba hahatanterahan’ny fahitana amam-paminaniana sy hanokanana indray ny Toeramasina indrindra.