Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 14:52 - DIEM PROTESTANTA

52 Ny ran’ilay vorona, ny rano avy amina loharano, ilay vorona velona, ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky: ireo rehetra ireo no hanadiovan’ny mpisorona izany trano izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

52 Dia hanadio ny trano amin’ny ran’ny vorona sy amin’ny rano mandeha sy amin’ny vorona velona sy amin’ny hazo sedera sy amin’ny rantsana hisopa ary amin’ny lamba jaky izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

52 Ny ran’ilay vorona, ny rano avy amina loharano, ilay vorona velona, ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky: ireo rehetra ireo no hanadiovan’ny mpisorona izany trano izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

52 Dia handiovany ny trano ny ran’ilay vorona, ny rano velona, ny vorona velona, ny hazo sedera, ny hisopa, ny lamba mena antitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

52 Dia hanadio ny trano amin’ny ran’ny vorona izy sy amin’ny rano nalaina tamin’ny rano mandeha sy amin’ny vorona velona sy amin’ny hazo sedera sy amin’ny hysopa ary amin’ny jaky.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

52 Dia hanadio ny trano amin'ny ran'ny vorona izy sy amin'ny rano nalaina tamin'ny rano mandeha sy amin'ny vorona velona sy amin'ny hazo sedera sy amin'ny hysopa ary amin'ny jaky.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 14:52
3 Rohy Ifampitohizana  

dia vorona anankiroa velona sady madio sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisôpa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina.


Horaisiny kosa ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky, ary ilay vorona velona, ka samy hatsobony ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina sy ao anatin’ilay rano avy amina loharano, ka hanaovany famafazana impito amin’ilay trano.


Ilay vorona velona kosa halefany hisidina any an-tsaha, any ivelan’ny tanàna. Ary hanao ny fombam-pivavahana fanadiovana ho an’ny trano izy, ka hadio izany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra