Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 14:51 - DIEM PROTESTANTA

51 Horaisiny kosa ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky, ary ilay vorona velona, ka samy hatsobony ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina sy ao anatin’ilay rano avy amina loharano, ka hanaovany famafazana impito amin’ilay trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

51 horaisiny ny hazo sedera sy ny rantsana hisopa ary ny lamba jaky sy ny vorona velona ka hatsobony ao amin’ny ran’ilay vorona novonoina sy eo amin’ny rano nalaina tamin’ny rano mandeha, dia hamafazany ny trano impito izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 Horaisiny kosa ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky, ary ilay vorona velona, ka samy hatsobony ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina sy ao anatin’ilay rano avy amina loharano, ka hanaovany famafazana impito amin’ilay trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

51 Ary halainy ny hazo sedera sy ny hisopa, mbamin’ny lamba mena antitra, sy ny vorona mbola velona, hatsobony ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina sy ao anatin’ny rano velona ka hamafazany ny trano impito.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

51 dia horaisiny ny hazo sedera sy ny hysopa sy ny jaky ary ny vorona velona, ka hatsobony eo amin’ny ran’ny vorona izay novonoina sy eo amin’ny rano nalaina tamin’ny rano mandeha, dia hamafazany ny trano impito.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

51 dia horaisiny ny hazo sedera sy ny hysopa sy ny jaky ary ny vorona velona, ka hatsobony eo amin'ny ran'ny vorona izay novonoina sy eo amin'ny rano nalaina tamin'ny rano mandeha, dia hamafazany ny trano impito.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 14:51
4 Rohy Ifampitohizana  

Jereo fa meloka aho no teraka, mpanota raha notorontoronina;


Ny vorona anankiray dia hovonoiny eo ambony vilany tanimanga nasiana rano avy amina loharano.


Ny ran’ilay vorona, ny rano avy amina loharano, ilay vorona velona, ny hazo sedera, ny rantsana hisôpa, ny lamba jaky: ireo rehetra ireo no hanadiovan’ny mpisorona izany trano izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra