Levitikosy 14:40 - DIEM PROTESTANTA40 dia hasainy hesorina ireo vato misy izany, ka hariana amin’izay toerana maloto fanariana azy any ivelan’ny tanàna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 dia hasain’ny mpisorona hesorina ireo vato izay misy ny aretina ka hariana amin’izay toerana maloto any ivelan’ny tanàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 dia hasainy hesorina ireo vato misy izany, ka hariana amin’izay toerana maloto fanariana azy any ivelan’ny tanàna; Jereo ny tokoBaiboly Katolika40 ny vato voan’ny fery hasainy esorina hariana any ivelan’ny tanàna, amin’ny toerana maloto; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 dia hasain’ny mpisorona hesorina ny vato izay misy azy ka hariana amin’izay fitoerana maloto eny ivelan’ny tanàna; Jereo ny tokoMalagasy Bible40 dia hasain'ny mpisorona hesorina ny vato izay misy azy ka hariana amin'izay fitoerana maloto eo ivelan'ny tanàna; Jereo ny toko |