Levitikosy 14:4 - DIEM PROTESTANTA4 dia vorona anankiroa velona sady madio sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisôpa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 dia vorona roa velona sady madio miaraka amin’ny hazo sedera sy lamba jaky ary rantsana hisopa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 dia vorona anankiroa velona sady madio sy hazo sedera ary lamba jaky sy rantsana hisôpa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 dia hodidian’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina ny vorona roa velona sady madio, ny hazo sedera, ny lamba mena antitra, ary ny hisopa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 dia vorona roa velona sady madio sy hazo sedera sy jaky ary hysopa no hasain’ny mpisorona halaina ho an’ilay hodiovina; Jereo ny tokoMalagasy Bible4 dia vorona roa velona sady madio sy hazo sedera sy jaky ary hysopa no hasain'ny mpisorona ho an'ilay hodiovina; Jereo ny toko |
Raha tsy tratry ny fananan-dravehivavy ny zanakondry anankiray, dia hitondra domohina na voromahailala anankiroa izy: ny anankiray hatao sorona dorana manontolo, ny anankiray kosa hatao sorona fanalana ny ota. Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay vehivavy ny fombam-pivavahana fanadiovana, dia hadio izy.