Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 14:27 - DIEM PROTESTANTA

27 ary amin’io menaka am-pelatanany io no hakany amin’ny fanondrony ankavanana ka hanaovany famafazana impito eo anatrehan’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 dia hakan’ny mpisorona amin’ny fanondrony havanana ny diloilo izay eo amin’ny felatanany havia ka hafafiny impito eo anatrehan’NY TOMPO;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 ary amin’io menaka am-pelatanany io no hakany amin’ny fanondrony ankavanana ka hanaovany famafazana impito eo anatrehan’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Ny rantsan-tanany havanana no hanaovan’ny mpisorona ny famafazana impito amin’ny diloilo izay eo an-tanany ankavia, eo anatrehan’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 dia hangalan’ny mpisorona amin ny fanondrony ankavanana ny diloilo izay eo am-pela-tànany ankavia, ka hafafiny impito eo anatrehan’i Jehovah;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 dia hangalan'ny mpisorona amin'ny fanondrony ankavanana ny diloilo izay eo ampela-tànany ankavia, ka hafafiny impito eo anatrehan'i Jehovah;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 14:27
4 Rohy Ifampitohizana  

Avy eo dia hisy haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany ankavia ny menaka;


Hotentenan’ny mpisorona amin’io menaka io koa ilay diovina, ka hatentiny eo amin’ny ravin-tsofiny ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana izany, dia eo amin’ireo faritra efa notentenana ny ran’ilay sorom-panonerana.


Izay olona mikasika io farafara nandriany io dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


dia hatsobony ao amin’ny ra ny fanondrony, ka eo anoloan’ny Toeramasina Indrindra izy no hamafy ra impito ny lafin’ilay efitra lamba atrehiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra