Levitikosy 14:26 - DIEM PROTESTANTA26 Avy eo dia hisy haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany ankavia ny menaka; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Hakan’ny mpisorona ny diloilo ka hararany eo amin’ny felatanany havia; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Avy eo dia hisy haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany ankavia ny menaka; Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Raha efa izany dia haidin’ny mpisorona eo am-pelatanany havia ny diloilo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 ary hangalan’ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo am-pela-tànany ankavia; Jereo ny tokoMalagasy Bible26 ary hangalan'ny mpisorona ny diloilo ka haidiny eo ampela-tànany ankavia; Jereo ny toko |