Levitikosy 14:15 - DIEM PROTESTANTA15 Hangalan’ny mpisorona koa ny menaka antsasa-litatra, ka haidiny eo am-pelatanany havia; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 ary hakan’ny mpisorona ny diloilo iray loga ka haidiny eo amin’ny felatanany havia; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Hangalan’ny mpisorona koa ny menaka antsasa-litatra, ka haidiny eo am-pelatanany havia; Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Dia halain’ny mpisorona ny diloilo iray loga, ka haidiny amin’ny felatanany havia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 ary ny diloilo iray loga dia hangalan’ny mpisorona ka haidiny eo am-pela-tànany ankavia; Jereo ny tokoMalagasy Bible15 ary ny diloilo iray loga dia hangalan'ny mpisorona ka haidiny eo am-pelatanany ankavia; Jereo ny toko |