Levitikosy 13:54 - DIEM PROTESTANTA54 dia hasainy hosasana izany ary hatokany toerana indray mandritra ny fito andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201154 dia hasain’ny mpisorona hosasana izay misy izany ary hatokany toerana mandritra ny hafitoana indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 dia hasainy hosasana izany ary hatokany toerana indray mandritra ny fito andro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika54 dia asaina sasany ilay zavatra voa, vao hatokany toerana hafitoana indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy54 dia hasain’ny mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokany toerana hafitoana indray izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible54 dia hasain'mpisorona hosasana izay misy izany, ary hatokana toerana hafitoana indray izy; Jereo ny toko |