Levitikosy 13:53 - DIEM PROTESTANTA53 Fa rehefa nozahan’ny mpisorona ka hitany fa tsy nitaran’ny holatra ilay zavatra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201153 Rehefa mizaha azy ny mpisorona ka hitany fa tsy niitatra teo amin’ny fitafiana ny aretina, na teo amin’ny tenony na teo amin’ny fahany na teo amin’izay zavatra vita tamin’ny hoditra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara53 Fa rehefa nozahan’ny mpisorona ka hitany fa tsy nitaran’ny holatra ilay zavatra, Jereo ny tokoBaiboly Katolika53 Raha hitan’ny mpisorona anefa fa ny fery tsy nanitatra amin’ny fitafiana, na amin’ny kofehy natao tenany na fahany, na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra na inona na inona izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy53 Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin’ny fitafiana, na teo amin’izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin’izay zavatra natao tamin’ny hoditra, Jereo ny tokoMalagasy Bible53 Ary raha mizaha azy ny mpisorona, ka hitany fa ny aretina tsy nanitatra teo amin'ny fitafiana, na teo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, Jereo ny toko |