Levitikosy 13:50 - DIEM PROTESTANTA50 Rehefa nozahan’ny mpisorona ilay holatra, dia hatokany toerana mandritra ny fito andro ilay zavatra bobongolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201150 Hozahan’ny mpisorona ny aretina ka hatokany toerana hafitoana ilay zavatra misy azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara50 Rehefa nozahan’ny mpisorona ilay holatra, dia hatokany toerana mandritra ny fito andro ilay zavatra bobongolo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika50 Rehefa voazahan’ny mpisorona ny fery, dia hatokany toerana hafitoana ilay zavatra voa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy50 Ary hozahan’ny mpisorona ny aretina ka hatokany toerana hafitoana ilay zavatra misy azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible50 Ary hozahan'ny mpisorona ny aretina ka hatokana toerana hafitoana ilay zavatra misy azy. Jereo ny toko |