Levitikosy 13:48 - DIEM PROTESTANTA48 amina lamba sy akanjobà volon’ondry na kiran-drongony, amina hoditra na fitaovana vita hoditra, dia izao sy izao no hatao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201148 na amin’ny tenony izany na amin’ny fahany, na lamba rongony izany na volon’ondry na amin’ny hoditra na izay zavatra vita tamin’ny hoditra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 amina lamba sy akanjobà volon’ondry na kiran-drongony, amina hoditra na fitaovana vita hoditra, dia izao sy izao no hatao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika48 amin’ny kofehy rongony na volon’ondry, hatao tenany na fahany, amin’ny hoditra na amin’ny zavatra natao tamin’ny hoditra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy48 sy izay ho tenany, na izay ho fahany, na rongony, na volon’ondry, ary ny hoditra, na izay zavatra natao tamin’ny hoditra:– Jereo ny tokoMalagasy Bible48 sy izay ho an'ny tenany, na izay ho fahany, na rongony, na volon'ondry, ary ny hoditra, na izay zavatra natao tamin'ny hoditra, Jereo ny toko |