Levitikosy 13:31 - DIEM PROTESTANTA31 Raha voazahan’ny mpisorona ilay marary ka hitany fa tsy mandoaka hoditra ny fery nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokany toerana izy mandritra ny fito andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Fa raha zahan’ny mpisorona ny aretina ka tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokany toerana mandritra ny hafitoana ilay olona be hatina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Raha voazahan’ny mpisorona ilay marary ka hitany fa tsy mandoaka hoditra ny fery nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokany toerana izy mandritra ny fito andro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Raha hitan’ny mpisorona anefa fa tsy latsaka ambany noho ny hoditra no fijery ny fery kimavo, ary tsy misy volo mainty eo, dia hatokan’ny mpisorona hafitoana, izay voan’ny fery kimavo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Fa raha zahan’ny mpisorona ny kongonina, ka tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokany toerana hafitoana ilay olona kongonina. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Fa raha zahan'ny mpisorona ny kongonina, ka tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokany toerana hafitoana ilay olona kongonina. Jereo ny toko |