Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 11:43 - DIEM PROTESTANTA

43 Aoka tsy hanota fady na handoto tena amin’ireny bibikely rehetra ireny ianareo, fandrao hanjary maloto ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Aza mametaveta ny tenanareo amin’izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy mba tsy hahaloto anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Aoka tsy hanota fady na handoto tena amin’ireny bibikely rehetra ireny ianareo, fandrao hanjary maloto ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 Aza mametaveta ny tenanareo amin’ireny biby mandady rehetra ireny; aza mandoto ny tenanareo amin’ireny fa hahazo loto avy amin’ireny ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Aza mametaveta ny tenanareo amin’izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy, mba tsy hahaloto anareo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Aza mametaveta ny tenanareo amin'izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy, mba tsy hahaloto anareo izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 11:43
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary Andriamanitra niteny hoe: «Aoka ny rano ho feno zava-miaina mihetsiketsika isan-karazany, ary aoka ny vorona hanidintsidina ambonin’ny tany eny amin’ny habakabaky ny lanitra!»


Dia maty ny nofo rehetra izay nihetsiketsika tambonin’ny tany, izany hoe ny voro-manidina sy ny biby fiompy mbamin’ny bibidia, ny bibikely mihahohaho tambonin’ny tany, ary ny olombelona rehetra.


Koa tandrovy ny fanavahana momba ny biby madio sy maloto ary ny vorona madio sy maloto; aza mandoto tena amin’ny fikasihana biby maloto na vorona maloto na biby madinika mifanaretsaka ambonin’ny tany, satria efa navahako ho maloto aminareo ireny.


na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra