Levitikosy 1:15 - DIEM PROTESTANTA15 Hoentin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, ka hotapahiny ny lohany, dia hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara; ary hofiazany hiraraka eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Haterin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, dia hotapahiny ny lohany ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara sady hofiazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Hoentin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, ka hotapahiny ny lohany, dia hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara; ary hofiazany hiraraka eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Hoentin’ny mpisorona eo amin’ny ôtely ny vorona, ka hofolahiny amin’ny hohony ny lohany, dia hodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely, ary hofiazany amin’ny rindrin’ny ôtely ny rany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary haterin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, ka hotapahiny amin’ny hoho ny lohany, dia hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara, ary hofiazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany; Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary haterin'ny mpisorona ho eo amin'ny alitara izany, ka hotapahiny amin'ny hoho ny lohany, dia hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara, ary hofiazany eo amin'ny rindrin'ny alitara ny ràny; Jereo ny toko |
Ianareo kosa, dia ny Fanahy Masina efa noraisinareo avy tamin’i Kristy no mitoetra ao anatinareo, ka tsy mila hampianarin’olona ianareo. Fa ny Fanahy Masina avy amin’i Kristy no mampianatra anareo ny amin’ny zavatra rehetra, ary zavatra marim-pototra fa tsy lainga no ampianariny; ka tomoera ao anatin’i Kristy ianareo, araka ny nampianaran’ny Fanahy Masina anareo.