Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jona 4:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Dia hoy ihany ny TOMPO hoe: –Malahelo io zavamaniry io ianao kanefa tsy nisasatra taminy kely akory na nanao izay nampaniry azy. Fa indray alina fotsiny no naniriany, dia maty rehefa avy niaina indray alina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia hoy NY TOMPO: Malahelo ny tanantanamanga izay tsy nisasaranao na nampanirinao ianao, dia ilay naniry indray alina monja ary maty indray alina koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia hoy ihany ny TOMPO hoe: –Malahelo io zavamaniry io ianao kanefa tsy nisasatra taminy kely akory na nanao izay nampaniry azy. Fa indray alina fotsiny no naniriany, dia maty rehefa avy niaina indray alina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Dia hoy i Iaveh: «Ianao malahelo noho ny amin’ny tanantanamanga izay tsy nisasaranao, tsy nampanirianao, izay naniry tamin’ny indray alina monja, dia maty tanatin’ny indray alina koa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia hoy Jehovah: Hianao malahelo ny tanantanamanga izay tsy nisasaranao na nampanirinao, dia ilay naniry indray alina monja ary maty indray alina koa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia hoy Jehovah: Hianao malahelo ny tanantanamanga izay tsy nisasaranao na nampanirinao, dia ilay naniry indray alina monja ary maty indray alina koa;

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 4:10
4 Rohy Ifampitohizana  

Hoforana ny zazalahy rehetra eo aminareo isaky ny taranaka mifandimby, rehefa feno valo andro; tahaka izany koa ireo mpanompo teraka ao an-tranonao na novidînao vola ka tsy isan’ny fokonao.


Koa Izaho ve tsy mba halahelo an’i Ninive, dia ilay tanàna lehibe misy olona maherin’ny roa alina sy iray hetsy izay tsy mahafantatra akory ny mahasoa azy, mbamin’ireo biby fiompy tsy tambo isaina?


Fa hoy Andriamanitra taminy: –Rariny ve raha mirehi-pahatezerana ny amin’io zavamaniry io ianao? Ary novalian’i Jônà hoe: –Eny, rariny raha mirehi-pahatezerana aho ka satriko aza ny ho faty.


Fa raha mbola velona eto ambonin’ny tany koa iny zanakalahin’i Jisay iny, dia tsy ho tonga mpanjaka na oviana na oviana amin’ity tany ity ialahy! Koa sambory izy ary ento atỳ amiko, fa mendrika azy ny ho faty.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra