Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jona 3:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Dia nasainy nambara nanerana ny tanàna izao didim-panjakana izao: «Araka ny didin’ny mpanjaka sy ny minisitra, dia rarana ny olona sy ny biby tsy hihinana na inona na inona na hisotro rano akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary araka ny didin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka dia nasaina nantsoina sy nambara manerana an’i Ninive hoe: Aza avela hisy hanendry hanina akory, na olona na biby fiompy, dia ny ondry aman’osy sy ny omby; eny, aza avela hisy hihinana na hisotro rano akory ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Dia nasainy nambara nanerana ny tanàna izao didim-panjakana izao: «Araka ny didin’ny mpanjaka sy ny minisitra, dia rarana ny olona sy ny biby tsy hihinana na inona na inona na hisotro rano akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ary nantsoina tao Niniva sy nolazaina araka ny didin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka aminy izao teny izao: «Aza misy manandrana zavatra akory na miraotra sy misotro rano, na olona na biby, na omby aman’ondry;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary nasaina nantsoina sy nambara eran’i Ninive araka ny didin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka hoe: Aza avela hisy hanendry hanina akory, na olona, na biby fiompy; dia ny ondry aman-osy sy ny omby; eny, aza avela hisy hihinana na hisotro rano akory ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary nasaina nantsoina sy nambara eran'i Ninive araka ny didin'ny mpanjaka sy ny mpanapaka hoe: Aza avela hisy hanendry hanina akory, na olona, na biby fiompy; dia ny ondry aman'osy sy ny omby; eny, aza avela hisy hihinana na hisotro rano akory ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Jona 3:7
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia natahotra i Jôsafata ka nanapa-kevitra hanontany ny TOMPO sady niantso andro fifadian-kanina manerana an’i Joda manontolo.


Teo amoron’io lakan-dranon’i Ahavà io, dia nanainga anay rehetra hanao fifadian-kanina aho mba hietrenay tena eo anatrehan’Andriamanitray sy hangatahanay Azy hahatsara dia anay sy ny vady aman-janakay ombàn’ny fanananay rehetra.


Indrisy fa mitoreo ny biby! Mihoalahoala ny andian’omby, satria tsy misy ahitra ho azy. Eny, mihareraka hatramin’ny andian’ondry aza.


Nino an’Andriamanitra ny mponin’i Ninive, ka nanapa-kevitra ny hifady hanina ary nitafy gony hatramin’ny lehibe ka hatramin’ny kely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra