Jona 2:6 - DIEM PROTESTANTA6 Efa mby hatendako ny rano; nanafotra ahy ny ranomasina, ary ny ahidrano nisaringotra amin’ny lohako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Nanarona ahy hatramin’ny aiko ny rano, nanemitra ahy manodidina ny lalina; nisaringotra manodidina ny lohako ny zavamaniry any an-dranomasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Efa mby hatendako ny rano; nanafotra ahy ny ranomasina, ary ny ahidrano nisaringotra amin’ny lohako. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Ny rano nanery ahy hatramin’ny aiko; ny hantsana be nanodidina ahy; ny ahi-dranomasina nangeja ny lohako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ny rano nanarona ahy hatramin’ny aiko, Ny lalina namefy ahy manodidina; Ny zava-maniry any an-dranomasina nisingotra manodidina ny lohako. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ny rano nanarona ahy hatramin'ny aiko, Ny lalina namefy ahy manodidina; Ny zava-maniry any an-dranomasina nisingotra manodidina ny lohako. Jereo ny toko |
Nirehitra ny afon’ny fahatezerako ka nandoro ny toeran’ny maty, hatrany amin’ny farany ambany sy nandevona ny tany mbamin’ny vokatra ao aminy ary nampirehitra ny fanambanin’ny tendrombohitra. HEAVEN-THE DWELLING PLACE OF GOD NY LANITRA-TOERAM-PONENAN’ANDRIAMANITRA THE WATER ABOVE THE VAULT NY RANO AMBONIN’NY HABAKABAKA VAULT OF HEAVEN NY HABAKABAKA ANDOHALAMBON’NY LANITRA EARTH NY TANY Pillars of the sky (2) Andry fanorenan’ny lanitra (2) Pillars of the earth (3) Andry fanorenan’ny tany (3) Sheol Toeran’ny maty The Abyss of waters (2) Ranolalimbe Early conception of the universe Fiheverana fahagola ny amin’ny firafitr’izao tontolo izao (Deôterônômy 32.22) [NEB 148]