Joela 4:9 - DIEM PROTESTANTA9 Antsoantsoy any amin’ny hafa firenena izao: «Miomàna hiady, vonòny ny miaramilanareo; aoka ny mpiady rehetra hiara-manainga. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ambarao any amin’ny Jentilisa izao: Miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery! Aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Antsoantsoy any amin’ny hafa firenena izao: «Miomàna hiady, vonòny ny miaramilanareo; aoka ny mpiady rehetra hiara-manainga. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Miantsoa izao any amin’ny firenena: Miomàna hiady ianareo! Asaovy mitsangana ny lehilahy mahery! Aoka hanatona, aoka hiakatra avokoa, ny lehilahy mpiady rehetra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Antsoy any amin’ny jentilisa izany, Miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, Aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra; Jereo ny toko |