Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:12 - DIEM PROTESTANTA

12 «Aoka hiara-manainga ireo hafa firenena ka hiakatra ao amin’ny lohasaha atao hoe ‹ny TOMPO no mitsara›.» Eo Izaho TOMPO no hipetraka hitsara ny hafa firenena rehetra manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Aoka hifoha ny Jentilisa ka hiakatra ho ao amin’ny lohasahan’i Josafata; fa ao no hipetrahako hitsara ny Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 «Aoka hiara-manainga ireo hafa firenena ka hiakatra ao amin’ny lohasaha atao hoe ‹ny TOMPO no mitsara›.» Eo Izaho TOMPO no hipetraka hitsara ny hafa firenena rehetra manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Aoka hitsangana ny firenena, ary aoka hitraka izy ho eny amin’ny lohasahan’i Jôsafata! Fa any no hipetrahako hitsara ny firenena rehetra manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Hifoha ny jentilisa Ka hiakatra ho ao amin’ny Lohasahan’i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra