Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Joela 4:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Tongava faingana ianareo rehetra any amin’ny firenena manodidina any ka mivoria ao amin’io lohasaha io.» Ampidino ao, TOMPO ô, ireo maherinao mba hamely azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Avia haingana, ianareo Jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, RY TOMPO ô!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Tongava faingana ianareo rehetra any amin’ny firenena manodidina any ka mivoria ao amin’io lohasaha io.» Ampidino ao, TOMPO ô, ireo maherinao mba hamely azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Faingàna ianareo, tongava avokoa ianareo firenena manodidina rehetra, ka mivoria. Iaveh ô, ento midina ao ny maherinao!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Avia faingana, hianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, Dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô.

Jereo ny toko dika mitovy




Joela 4:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra