Joba 7:3 - DIEM PROTESTANTA3 Toy izany koa no nanjo ahy am-bolana maro nahitam-pahoriana ary alina nifandimby nizakam-pijaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 dia toy izany no nanaovana ny volana mampahory ho lovako ary ny alina mahadisadisa ho anjarako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Toy izany koa no nanjo ahy am-bolana maro nahitam-pahoriana ary alina nifandimby nizakam-pijaliana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 mova tsy izany aho nanana izay anjara volana mampahory, sy nanana izay anjara alina mampijaly. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, Ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy. Jereo ny toko |