Joba 4:2 - DIEM PROTESTANTA2 Tsy misy sahy miteny aminao, satria sorena mafy ianao; nefa tsy azo atao ny hangina ela intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Raha misy sahy miteny aminao dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no hahavita izany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Tsy misy sahy miteny aminao, satria sorena mafy ianao; nefa tsy azo atao ny hangina ela intsony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 «Raha manandrana hiteny indraimbava izahay, dia sao sosotra ianao amin’izany. Nefa zovy moa no hahatana ny teniny? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va hianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany? Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Raha misy sahy miteny aminao, dia ho sosotra va ianao? Fa raha ny mamehy vava kosa, iza moa no mahazaka izany? Jereo ny toko |