Jeremia 9:17 - DIEM PROTESTANTA17 aoka ho tonga faingana ireny ka hiredona hira fisaonana ho antsika! Aoka hijoy ny ranomasontsika ary ho kotsan-dranomaso ny hodi-masontsika! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary asaivo tonga haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika mba hampijohy ny ranomasontsika sy handatsaka ny ranomaso avy amin’ny hodimasontsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 aoka ho tonga faingana ireny ka hiredona hira fisaonana ho antsika! Aoka hijoy ny ranomasontsika ary ho kotsan-dranomaso ny hodi-masontsika! Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Aoka ho tonga faingana izy, aoka hiventy fidradradradràna amintsika; aoka hijoy ny ranomasontsika, sy hivarina ny ranomaso avy amin’ny hodimasontsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary asaovy haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika, Mba hampijojy ny ranomasontsika Sy hampivarina ny ranomaso avy amin’ny hodimasontsika. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary asaovy haingana ireny hanandratra fidradradradrana ho antsika, mba hampijojy ny ranomasontsika sy hampivarina ny ranomaso avy amin'ny hodimasontsika. Jereo ny toko |
Amin’izay koa dia hatahotra ny hiani-piakarana ianao ary ho be fanahiana rehefa mamindra; ny volon-dohanao hihafotsy toy ny voninkazo mamony fotsy; tsy ho mailaka fihetsika toy ny valala intsony ianao; ary tsy hahitanao tsirony intsony ny voan-tsiperifery. Isika olombelona tsy maintsy mankany amin’ny fonenana mandrakizay, ary ny mpisaona antsika kosa efa mihaodihaody eny an-dalambe.