Jeremia 51:41 - DIEM PROTESTANTA41 Andray! Nalaza eran-tany ny tanànan’i Sesàka nefa azo sy voatazona izy izao! Andray! Tonga toerana mahonena i Babilôna eo anivon’ny firenena maro! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 Endre! Azo i Sesaka! Ary azo ilay fideran’ny tany rehetra, endre! Tonga figagana any amin’ny firenena i Babilona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Andray! Nalaza eran-tany ny tanànan’i Sesàka nefa azo sy voatazona izy izao! Andray! Tonga toerana mahonena i Babilôna eo anivon’ny firenena maro! Jereo ny tokoBaiboly Katolika41 Manao ahoana no nahafahana an’i Sesàka, sy nahazoana an’ilay fireharehan’ny tany rehetra? Nanao ahoana no nahatongavany ho zavatra fampitahorana, i Babela, eo amin’ny firenena? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 Endrey! afaka Sesaka! Ary azo ilay fidèran’ny tany rehetra, Endrey! tonga figagana any amin’ny firenena Babylona. Jereo ny tokoMalagasy Bible41 Endrey! afaka Sesaka! Ary azo ilay fidèran'ny tany rehetra, Endrey! tonga figagana any amin'ny firenena Babylona. Jereo ny toko |
–ireo mpanjaka rehetra any avaratra, na ny lavitra na ny akaiky. Izany hoe ny fanjakana rehetra teto amin’izao tontolo izao, manerana ny velaran-tany, dia samy tsy maintsy nisotro tsirairay tamin’izany tsangambava feno ny divaim-pahatezeran’ny Tompo izany; ary ny mpanjakan’i Sesàka no nisotro namarana azy.