Jeremia 50:8 - DIEM PROTESTANTA8 Hoy ny Tompo: «Mandosira lavitra an’i Babilôna, ilaozy i Babilônia ka manaova hitsin-dalana toy ny osilahy mialoha ny ondry aman’osy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Mandosira hiala an’i Babilona, eny, mialà amin’ny tanin’ny Kaldeana, ary aoka ho tahaka ny osy mitari-dalana ny andian’ondry ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Hoy ny Tompo: «Mandosira lavitra an’i Babilôna, ilaozy i Babilônia ka manaova hitsin-dalana toy ny osilahy mialoha ny ondry aman’osy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Mandosira, mialà ao afovoan’i Babilôna ianareo, ary mitsoaha miala ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina; aoka ho toy ny osy lahy, lohalalan’ny andiam-biby fiompy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Mandosira hiala an’i Babylona, Eny, mialà amin’ny tanin’ny Kaldeana, Ary aoka hianareo ho tahaka ny anankiray izay tari-dàlan’ny ondry aman-osy andiany. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Mandosira hila an'i Babylona, eny, mialà amin'ny tanin'ny Kaldeana, ary aoka ianareo ho tahaka ny anankiray izay tari-dalan'ny ondry aman'osy andiany. Jereo ny toko |