Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 48:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Izao no lazain’ny TOMPO: «Indro toy ny misy voromahery manidina ka mikopaka elatra mipaoka an’i Môaba.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Fa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hanidina toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany hipaoka an’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Izao no lazain’ny TOMPO: «Indro toy ny misy voromahery manidina ka mikopaka elatra mipaoka an’i Môaba.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Fa izao no lazain’i Iaveh: Indro izy miezaka hanidina toy ny voromahery, mamelatra elatra eo ambonin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Fa izao no lazain’i Jehovah: Indro, hanidina toy ny voromahery izy Ka hamelatra ny elany hipaoka an’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Fa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hanidina toy ny voromahery izy ka hamelatra ny elany hipaoka an'i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 48:40
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia hiara-kirohotra hiankandrefana eny amin’ny havoan’ny Filistinina izy roa tonta ary handeha hiantsinanana handroba ny foko any an-taniefitra, ka hanitatra ny fahefàny amin’i Edôma sy i Môaba ary hametraka ny Hamônita ho eo ambany fifehezany.


hibosesika any Joda sady hanafotra azy, ary hiakatra hatreny am-bozony. Eny, hihanaka lavitra amin’ny sisiny roa i Eofrata ka hanenika ny velaran’ny taninao, ry Himanoela.


Indro tamy ny fahavalo: toy ny rahona no iakarany hanafika, toy ny rambon-danitra no firimorimon’ny kalesiny ary faingana noho ny voromahery ny soavaliny. Very isika, fa ringana tanteraka!


Indro toa voromahery hipaoka no manidina sy misodisody eo ambonin’i Bôtserà. Amin’izany andro izany dia hangitakitaka toy ny vehivavy miteraka na dia ny lehilahy mahery fo aza.


Ny mpanenjika anay kosa haingam-pandeha noho ny voromahery eny an-danitra. Manenjika anay hatrany an-tendrombohitra izy, ary manotrika hamely anay any an-taniefitra.


ka ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Nisy voromahery iray lehibe nanana elatra goavana sy volo lava sady matevina no misoratsoratra. Nanidina hatrany an-tendrombohitr’i Libano izy ary naka ny tendron’ny hazo sedera,


Ny voalohany dia tahaka ny liona ary nanana elatry ny voromahery; saingy raha mbola nijery aho dia nesorina taminy ny elany, ary ningaina avy amin’ny tany izy ka nitsangana tamin’ny tongony tahaka ny olona, sady nomena fisainan’olombelona.


Tsofy ny anjomara, fa ho toy ny voromahery ny fiantefan’ny loza amin’ny tanin’ny TOMPO. «Satria nandika ny fanekempihavanako ireo olon’i Israely ireo, hoy Izaho TOMPO, ary nanohitra ny fampianarako.


Faingam-pandeha noho ny leôparda ny soavaliny, ary kinga noho ny amboadia miremby takariva. Avy lavitra ny mpitaingin-tsoavaliny no mitsamboamboatra ary mirimorimo toy ny voromahery miantoraka amin-kaza.


Firenena avy lavitra, firenena avy any am-paran’ny tany sady tsy fantatrareo ny fiteniny, izany no hoentin’ny TOMPO hiady aminareo; tahaka ny voromahery miantonta hipaoka remby no hiavian’izany firenena izany aminareo:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra