Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 38:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ary hoy i Hebeda-Melèka etiôpianina tamin’i Jeremià hoe: –Ataovy ao ambany helikao ireo vorodamba ireo ka apetraho eo ambaniny ny tady mahazaka. Rehefa nataon’i Jeremià izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia hoy Ebeda-Meleka kosita tamin’i Jeremia: Ataovy eo ambanin’ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto, ary ho eo ambaniny ny tady mahazaka; dia nataon’i Jeremia izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ary hoy i Hebeda-Melèka etiôpianina tamin’i Jeremià hoe: –Ataovy ao ambany helikao ireo vorodamba ireo ka apetraho eo ambaniny ny tady mahazaka. Rehefa nataon’i Jeremià izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Dia hoy i Abdemeleka etiôpianina tamin’i Jeremia: «Ataovy ao ambany helikao ireny lamba tonta amam-borodamba ireny eo ambanin’ny tady.» Nataon’i Jeremia izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia hoy Ebeda-meleka Etiopiana tamin’i Jeremia: Ataovy eo ambanin’ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto ho efitry ny mahazaka, dia nataon’i Jeremia izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia hoy Ebeda-meleka Etiopiana tamin'i Jeremia: Ataovy eo ambanin'ny helikao ireto lamba rovitra sy vorodamba ireto ho efitry ny mahazaka, dia nataon'i Jeremia izany;

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 38:12
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia naka telopolo lahy hiaraka aminy i Hebeda-Melèka, ka nankao an-dapan’ny mpanjaka tao amin’ny efitrano fitahirizan-javatra; ary naka fitafiana rovitra sy tonta tao izy, ka nampidininy ho eo amin’i Jeremià tao an-dava-drano tamin’ny tady mahazaka.


dia nosintonin’ireo ny tady mahazaka ka nakariny avy tao an-davaka i Jeremià; ary nipetraka tao an-kianjan’ny trano fiambenana izy.


Ary ren’ilay Etiôpianina atao hoe Hebeda-Melèka izay lehilahy nahatoky tao an-dapan’ny mpanjaka fa natsipy tao an-dava-drano i Jeremià. Ny mpanjaka kosa tamin’izay dia nipetraka teo am-bavahadin’i Benjamîna;


Mifankatiava toy ny mpiray tampo; miezaha amin’ny fifanajana.


Miaraha mifaly amin’izay mifaly, miaraha mitomany amin’izay mitomany.


Fa aoka samy ho mora fo sy antra amin’ny namany avy ianareo; mifamelà heloka, tahaka ny namelan’Andriamanitra heloka anareo noho ianareo miray amin’i Kristy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra